Ny Fitsarana dia manaiky fa fananan’ny tantsaha izay namboly azy ny tany eny amin’ny Laniera Secteur XII
Mbola misy foana ireo manakorontana ny fitompoana ny tany eny Laniera secteur XII izay volen’nyTantsaha efa amam-polon-taonany maro.