Tetikasa Fanamafisana ny lalàna mifehy ny fananan-tanim-pokonolona
Tontosaina ny 30 sy 31 aogositra 2022 eto Mahajanga ny Atrikasa fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny tetikasa Fanamafisana ny lalàna mifehy ny fananan-tanim-pokonolona,